10 taona2016 — 2026
Araho ny colis-nao038 66 662 01

TRANSPORT ROJOM-BAVAKA•HATRAMIN’NY 2016

Colis, fiara, déménagement.
Safidio izay ilainao.

Transport Rojom-Bavaka dia orinasa mpitatitra colis amin’ny RN2. Misy koa ny fanofana fiara misy mpamily sy ny déménagement eto Antananarivo. Afaka mijery ny sarany, mamandrika ary manara-maso ny colis-nao eto ianao.

Colis amin’ny RN2Manomboka amin’ny 4 000 Ar
Fanofana miaraka amin’ny mpamilySprinter · Hyundai HD72
DéménagementVoalamina mazava
10TAONATRAIKEFA2016 — 2026
Présentation du transport de colis Rojom-Bavaka
TRANSPORT ROJOM-BAVAKAColis · Fiara · DéménagementHatramin’ny 2016
Hijery
FIAINGANAAntananarivoRN2Tanàna eny an-dalanaFAHATONGAVANAToamasina

01 — SAFIDIO

Tolotra telo.
Ekipa iray.

Safidy iray eo am-piandohana. Ny tohiny dia mifanaraka amin’izay ilainao.

Présentation d’un colis prêt à envoyer
BE MPISAFIDY INDRINDRA

Manomboka amin’ny colis kely ka hatramin’ny entana maro.

Ampidiro misaraka ny entana tsirairay, safidio raha aterina ao Ambodivona na alainay, dia raiso ny numéro hanarahana azy.

Hanomboka ny fandefasana

02 — KAJIO

Fantaro haingana
ny sarany.

Safidio ny lanja na ny habe, ary raha aterina na alaina ny colis. Miseho eo no ho eo ny fitambarany.

OHATRA TSOTRA

Tsy mila mahay manokana.

Ireo ohatra ireo dia manampy anao hamantatra ny lanja na ny habe.

📱 Finday ≈ 0,5 kg👟 Boaty kiraro ≈ 1 kg📦 Baoritra kely ≈ 3 ka hatramin’ny 5 kg
Lanja sa habe no fantatrao?
0,5 kg50 kg

03 — ARAHO

Rojom-Bavaka
manaraka ny dingana.

Manomboka amin’ny fangatahana ka hatramin’ny fanomezana ny colis, fantatrao ny zava-mitranga sy izay azo antsoina.

Tsy tadidinao ny laharana? Karohy amin’ny anaranao sy ny findainao.
01

FAMANDRIHANA

Ampidiro ny mombamomba ny colis.

Ampidiro misaraka ny entana tsirairay, safidio ny daty dia jereo ny sarany.

Mamorona bordereau sy numéro tokana ho azy ny site.
02

FAKANA NA FANDRAISANA

Aterina ao Ambodivona na alainay any aminao.

Tsy misy sarany rehefa aterina ao Ambodivona. Raha alainay dia miankina amin’ny faritra ny sarany, ary miantso aloha ny ekipa.

Kodiaran-droa na fiara no azo safidiana araka ny colis.
03

FANDOAVANA

Safidio ny fotoana handoavana.

MVola, Airtel Money, rehefa aterina ao Ambodivona na rehefa alaina ny colis. Miandry fanamarinana ny Mobile Money.

Miseho ny hoe « voamarina ny vola » rehefa vita ny fanamarinana.
04

FANARAHANA

Araho ny colis-nao.

Eto amin’ny site, amin’ny WhatsApp na Facebook miaraka amin’ny numéro colis. Azo tadiavina amin’ny téléphone sy anarana koa izy.

Présentation du contact téléphonique pour le transport d’un colis2016 — 2026
10TAONA2016 — 2026

04 — FITOKISANA

Folo taona izao.
Misaotra amin’ny fitokisana.

Misaotra ireo rehetra nifidy Transport Rojom-Bavaka. Miantso alohan’ny fakana colis izahay ary mampahafantatra anao ny dingana misy azy.

  • Antso irayalohan’ny fakana colis
  • Numéro irayho an’ny commande tsirairay
  • Statut irayisaky ny dingana
  • Ekipa irayazo ifandraisana amin’ny téléphone, WhatsApp ary Facebook
Hijery ny tantaranay

05 — ALOHAN’NY HANDEFA

Valin’ny fanontaniana
ilaina.

Rahoviana no raikitra ny sarany hita?

Rehefa voasoratra ny lanja na ny habe, ny isa ary ny faritra haka ny colis. Toe-javatra manokana ihany no hamarinin’ny ekipa.

Afaka ateriko mivantana ve ny colis?

Eny. Tsy misy frais fanampiny raha aterinao ao amin’ny AV 16 Ter, Ambodivona ny colis.

Ahoana no fomba handoavana?

Afaka mandoa amin’ny MVola, Airtel Money, rehefa aterina ao Ambodivona na rehefa alaina ny colis. Mbola miandry fanamarinana ny vola nambara fa voaloa.

Ahoana no hahitako ny colis?

Ampiasao eto amin’ny site ny numéro ao amin’ny ticket, na alefaso amin’ny ekipa amin’ny WhatsApp na Facebook. Azo tadiavina amin’ny téléphone sy anarana koa ny colis.

06 — HIFANDRAY

Lazao anay
izay ilainao.

Halefa mivantana any amin’ny contact@trans-rojombavaka.mg ny fangatahanao ary ho voatahiry ao amin’ny espace de suivi. Tsy hanokatra application e-mail ny site.

FANGATAHANAHifandray aminao amin’ireo coordonnées ireo ny ekipa.
Hamaliana ity fangatahana ity ihany no hampiasana ny coordonnées-nao.

Ny fampiasana ny mombamomba anao sy ny cookies